Henri Randzavola dia mpitandrina protestanta, mpampianatra, mpanoratra ary mpikaroka malagasy. Teraka tao Fianarantsoa tamin’ny 5 Novambra 1873 izy ary nodimandry tao Antananarivo tamin’ny 21 Desambra 1953, teo amin’ny faha-80 taonany. Nandritra ny androm-piainany izy nandray anjara tamin’ny fampianarana, ny fiainan’ny Fiangonana protestanta, ny literatiora ary ny fikarohana momba ny teny sy ny kolontsaina malagasy. Maro ny solon'anarana nentiny tamin'ny naha-mpanoratra azy, toy ny AndriamahefaHenri[1], Historicus, Ntaolozandriny, Posterior ary FNT[2].
Fahazazana sy fianakaviana
Henri Randzavola dia zanak’i Andriamahefa folo voninahitra sy Rasoamihaja. Teraka tao Fianarantsoa izy ary lehibe tao anatin’ny tontolo Betsileo[3]. Lahy tokana tao anatin’ny valo mianadahy izy. Nanana fifandraisana akaiky tamin’ny tontolo ara-pivavahana sy ara-panabeazana izy hatramin’ny fahazazany. Izany no nanomana azy hiditra tao amin’ny sehatry ny fampianarana sy ny asa kristianina tatỳ aoriana.
Fianarana
Tamin’ny taona 1880, nanomboka nianatra tao amin’ny Normal-School tao Ambalanjatovo, Fianarantsoa i Henri Randzavola. Naharitra hatramin’ny taona 1889 ny fianarany tao. Tamin’ny taona 1889 izy nifindra tany Antananarivo ary nanohy ny fianarany tao amin’ny sekolin’ny FFMA tao Ambohijatovo. Nahavita ny fianarany tao izy tamin’ny taona 1893. Nandritra ny fianarany izy nahafehy ny teny anglisy. Io fahaizana io no nanampy azy tamin’ny asa nataony taty aoriana, indrindra tamin’ny fandikana teny sy ny fifandraisana tamin’ireo misionera vahiny[4].
Ny tohodranon'i Tsiazompaniry, naorina ny taona 1956, tohodrano mitahiry rano betsaka indrindra eto Madagasikara[2].
Momba azy
Ny tohodranon'i Tsiazompaniry dia tohodrano miendrika andohalambo sady misy andry mpanohana hoan'ny Reniranon'i Ikopa, renirano akaikin'i Tsiazompaniry ao anatin'ny faritra Analamanga. Orinasa frantsay iray no nanorina azy io tamin'ny taona 1956. Izy io no mamorona ny Farihin'i Tsiazompaniry, izay fitahirizan-drano lehibe indrindra eto amin'ny firenena, manana velarana 31 kilometatra tora-droa. Afaka mitahiry rano hatramin'ny 260.000.000 metatra tora-telo ny tohodranon'i Tsiazompaniry. Misy tohodrano hafa mitovy karazana aminy, hita iray kilaometatra mianavaratra-andrefan'ilay tohodrano lehibe, izay manampy amin'ny fandrindrana ny rano ao amin'io fitahirizana io[2].
Any amin'ny kaominina Ambohimiadana, distrikan' Andramasina, faritra Analamanga no misy azy[5].
Ny rano avoakan'ny tohodrano dia mikoriana any amin'ny toby famokarana herinaratra ao Antelomita, izay hita any ambany kokoa amin'ny renirano. Nanomboka tamin'ny taona 2011 ny tetikasa hametrahana toby famokarana herinaratra manana tanjaka 5,25 MW eo am-pototr'ilay tohodrano. Tamin'io taona io ihany, dia tena ambany dia ambany ny haavon'ny rano tao amin'ilay tohodrano[6].
Efa nampiasaina namatsiana rano an' Ikopa ny rano tao Tsiazompaniry vokatry ny haintany, toy ny tamin'ny taona 2017 izay namoahana didim-panjakana ny amin'ny famahana ny tohodrano[7].
(Fanamarihana: Andao hatsaraina ny lahatsoratra amin'ny teny malagasy, ateveno miaraka amin'ny loharanom-baovao manaraka ny satan'ny Wikipedia... Tsindrio ny rohy eto ambany dia ateveno. Marihana fa na dia nanatevina ny lahatsoratra aza ianao dia tsy miova ny eto amin'ny pejy voalohany, ka aza mikorapaka fa fombany ihany izany.)
Azontsika tsirairay atao ny mametraka vaovao tsy mitongilana, tsy fampielezankevitra ary tsy mandainga eto
30 septambra2026 - Avotra noho ny tsy fahombiazan'ny kinasa hanjera na hanodina ny sidina 1073 an'i Flydubai ireo mpandeha niala avy ao Dubai ho ao Tel Aviv. Israeliana ny maro tamin'ireo mpandeha.
Septambra2026 - Voamarina ara-tsiantifika fa karazan-tsaka hafa ny Tilcayo na ny saka-tigra
Tilcayo mirenireny ao La Senda Verde
21 Aogositra2026 - Nambaran’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC) tamin’ny Fanapahan-kevitra laharana faha 16-HCC[8], fa tsy mifanaraka amin’ny Lalàmpanorenana ny lalàna 2026-005 momba ny politikan’ny fampiasana ny teny malagasy sy ny zo momba ny teny eto Madagasikara.
1789 - Vehivavy an'arivony tao Paris, Frantsa, no nanao diabe goavana nankany amin'ny Lapan'i Versailles hanehoany ny tsy fankasitrahany ny fiakaran'ny vidim-piainana sy ny tsy fahampian'ny mofo dipaina.
1795 - Fikomian'ny mpandala ny fitondram-panjaka tao Paris.
1908 - Fahaleovantenan'i Bolgaria manoloana ny Empira Ottoman.