Hankany amin'ny vontoatiny

Wikipedia:Vaovao

Avy amin'i Wikipedia

Azontsika tsirairay atao ny mametraka vaovao tsy mitongilana, tsy fampielezankevitra ary tsy mandainga eto

  • 30 septambra 2026 - Avotra noho ny tsy fahombiazan'ny kinasa hanjera na hanodina ny sidina 1073 an'i Flydubai ireo mpandeha niala avy ao Dubai ho ao Tel Aviv. Israeliana ny maro tamin'ireo mpandeha.
  • Septambra 2026 - Voamarina ara-tsiantifika fa karazan-tsaka hafa ny Tilcayo na ny saka-tigra
Tilcayo mirenireny ao La Senda Verde
  • 21 Aogositra 2026 - Nambaran’ny Fitsarana avo momba ny Lalàmpanorenana (HCC) tamin’ny Fanapahan-kevitra laharana faha 16-HCC[1], fa tsy mifanaraka amin’ny Lalàmpanorenana ny lalàna 2026-005 momba ny politikan’ny fampiasana ny teny malagasy sy ny zo momba ny teny eto Madagasikara.

Indreto kosa ny tahiry: * Mey 2026 * Avrily 2026 * Marsa 2026 * Tahiry 2026 * Teo aloha


Loharano

[hanova ny fango]