Wikipedia:Efemerida/9 Aogositra
Fiseho
Androany 9 aogositra - Andro iraisampirenena ho an'ny vahoaka indizeny (vazimba) manerantany:
- 1945 - Nandarohan'i Etazonia baomba A (na baomba atomika) an'i Nagasaki, Japana ka nahafaty olona 70.000 eo ho eo.
- 2019 - Namoahan'ny Huawei ny rafi-pikirakirana HarmonyOS noho ny fanakanana azy tsy hampiasa ny Android.