Wikipedia:Efemerida/7 Oktobra
Fiseho
Androany 7 oktobra:
- 1571 - Nopotehin'ny andian-tsambo espaniola sy veniziana ny andian-tsambo ôttômana nandritra ny ady tao Lepanto.
- 1949 - Fanambaràna ny fijoroan'ny Repoblika Demôkratikan'i Alemaina ary mametraka an'i Berlin Atsinanana ho renivohitra.
- 2001 - Fanombohan'ny fanafihan'i Etazonia sy ny mpiara-dia aminy an'i Afghanistana.