Wikipedia:Efemerida/4 Oktobra
Fiseho
Androany 4 oktobra:
- 1582 - Araka ny didin'ny Papa Gregoire XIII, aorian'ny 4 oktobra dia 15 oktobra avy hatrany amin'ity taona 1582 ity ihany.
- 1966 - Fahaleovantenan'i (Basutoland) Lesotho.
Androany 4 oktobra: