Wikipedia:Efemerida/29 Mey
Fiseho
Androany 29 mey:

- 1453 - Nidaboka i Constantinople, rava ny Empira Byzantina, lasa renivohitry ny Empira Ottoman ny tanàna
- 1953 — Tenzing Norgay, mpianika tendrombohitra avy any Nepal, sy Edmund Hillary, mpianika tendrombohitra avy any Nouvelle-Zélande, no voalohany tonga teo an-tampon'ny Tendrombohitra Everest.