Wikipedia:Efemerida/1 Aogositra
Fiseho
Androany 1 aogositra:
- 1914 – Nihantsy ady tamin'ny Empira Rosiana ny Empira Alemana (Ady Lehibe Voalohany).
- 2004 – Olona efa ho 400 no maty tamin'ny fahamaizan'ny toeram-pivarotana lehibe iray tao Asunción, Paragoay, rehefa nohidiana avokoa ny lalana fivoahana mba tsy hahafahan'ny olona mangalatra entana.
- 2007 – Niharan'ny fahasimbana goavana ny Tetezana 9340, izay nitondra ny Interstate 35W niampita ny Reniranon'i Mississippi tao Minneapolis, Etazonia, ary nidaraboka, ka nahafaty olona 13 sy naharatrana olona 145 hafa.