Wikipedia:Efemerida/18 Aprily
Fiseho
Androany 18 avrily:

- 1506 - Tao Roma, nametraka ny vato fototry ny Bazilikan'i Masindahy Piera (vaovao) ny Papa Jolio II.
- 1877 - Nasehon'i Thomas Edison ny Fônôgrafy, teknika fandraketam-peo nataony.
- 1904 - Nanangana ny gazety L'Humanité tao Paris i Jean Jaurès, sosialista sady mpandala fandriampahalemana.