Wikipedia:Efemerida/12 Septambra
Fiseho
Androany 12 septambra:
- 1915 - Voavonjin'ny tafika frantsay ireo Armeniana 4000 nifahatra tao an-tendrombohitr'i Mosesy (Musa Dagh) tsy ho tratran'ny fandripahana nataon'ny Ottoman.
- 1961 - Nananganana teto Antananarivo ny UAM na ny Vondrona Afrikana sy Malagasy razamben'ny Vondrona Afrikana.
- 1974 - Naongan'ny miaramila ny Emperora Etiôpiana Haile Selassie