Wikipedia:Efemerida/10 Jiona
Fiseho
Androany 10 jona:
- 1940 - Nihantsy ady tamin'i Britaina Lehibe sy i Frantsa ny Praiminisitra Italiana Benito Mussolini, ary nanomboka nanafika an'i Frantsa.
- 1944 - Nanao fandripahana ny mponina tao Oradour-sur-Glane, Frantsa ny Diviziona SS faha-2 an'ny Alemaina Nazi, ka nahafaty olona 642.