Ny toriôma dia singa simika manana ny laharana atômika 90, sy ny eva Th. Metaly ao amin' ny fianakaviana aktinida izy io. Hitan' ilay mpahay simia soedoà Jöns Jacob Berzelius izy io tamin' ny tana 1829 ary nomena anarana avy amin' ny anaran' i Thor, andriamanitry ny kotrokorana ao amin' ny fedrà nôrdika.

Santionan' ny tôriôma anaty takamoa

Ny tena fampiasana azy dia amin' ny tsaman' ny maneziôma izay ampiasaina amin' ny môteram-piaramanidina. Mety azo atao fandoro nokleary izy io, izay hampihena be ny loza nokleary sy ny famokarana loto kely dia kely.

Jereo koa

hanova