Hankany amin'ny vontoatiny

Narivelo Rajaonarimanana

Avy amin'i Wikipedia

Rajaonarimanana Narivelo dia profesora, mampianatra ny teny sy haisoratra malagasy ao amin' ny Institut national des langues et civilisations orientales any Paris. Manana mari-pahaizana Doktorà momba ny literatiora sy ny antrôpôlôjia izy. Izy dia nandalina lohahevitra mampifandray ny tantaram-poko momba ny faritra Betsileo Avaratra, sy ny filôlôjia ary ny fanontana lahatsoratra amin' ny sorabe nataon' ny Anakara any amin' ny faritra atsimo-atsinanan' ny Nosy[1].

Boky nosoratany

[hanova | hanova ny fango]
  • Rajaonarimanana Narivelo sy Vérin Pierre, Divination in Madagascar : the Antemoro Case and the Diffusion of Divination, 1991.
  • Rajaonarimanana Narivelo sy Vérin Pierre, Le Scribe et la Grande Maison : études offertes au professeur J. Dez. 1992.
  • Rajaonarimanana Narivelo, Grammaire Moderne de la Langue Malgache : Méthode de Malgache, volume 1, L' Asiathèque. 1995.
  • Rajaonarimanana Narivelo, Dictionnaire du malgache contemporain : malgache-français / français-malgache, Karthala. 1995.
  • Rajaonarimanana Narivelo sy Fee Sarah, Dictionnaire malgache dialectal - français : Dialecte Tandroy, Langues & Mondes/L'Asiathèque, Paris. 1996.

Loharano sy fanamarihan a

[hanova | hanova ny fango]
  1. ↑ "Rajaonarimanana Narivelo", tenymalagasy.org