Hankany amin'ny vontoatiny

Cardiff

Avy amin'i Wikipedia
Endrika tamin'ny 16 Mey 2026 à 01:13 nataon'i YiFeiBot (dinika | fandraisan'anjara) (Nanala rohy interwiki 1 izay efa omen'i Wikidata eo amin'i d:q10690)
(fahasamihafana) ← Endrika tranainy kokoa | Endrika farany indrindra (fahasamihafana) | Endrika vaovao kokoa → (fahasamihafana)

51°29′N 03°11′W / 51.483°N 3.183°W / 51.483; -3.183

Cardiff
-
VelarantanyNC
Haavo
Isan'ny mponina372,089
Ben'ny tanàna
FirenenaKambria,  Fanjakana Mitambatra
Fanjakana
Faritany
Faritra
Tanàna mifanolo-bodirindrina

Cardiff no renivohitra sy tanàna lehibe indrindra any Kambria. Ny isam-ponin'i Cardiff dia 372.089 tamin'ny taona 2022. Io no tanàna fahiraika ambin'ny folo lehibe indrindra any  Fanjakana Mitambatra.


Jereo koa

[hanova | hanova ny fango]