Wikipedia:Efemerida/7 Aprily
Androany 7 avrily :

- 1521 - Nigadona tany amin'ny Nosy Cebu ao Filipina i Ferdinand Magellan.
- 1943 - Tao Terebovlia, nandidy Jiosy 1.100 ny Alemàna mba hanala akanjo sy hanao diabe manerana ny tanàna mankany amin'ny tanàna akaiky an'i Plebanivka, izay toerana nitifirana sy nandevenana azy ireo tao anaty fasana iombonana.
- 1945 - Voatifitra sy rendriky ny voromby mpiady Etazonia tokony 200 kilaometatra avaratr'i Okinawa ny sambo mpiady Japoney Yamato, mavesatra indrindra voaorina hatramin'izay fotoana izay.
- 1948 - Nananganan'ny Firenena Mikambana ny Fikambanana manerantany misahana ny fahasalamana OMS (WHO).
- 1964 — Nanambara ny System/360 ny IBM.
- 1994 - Nanombohan'ny ady an-trano tao Rwanda, nandripahana ny vahoaka Tutsi