Wikipedia:Efemerida/19 Aogositra
Androany 19 aogositra:

- 1919 - Ady fahatelo nifanaovan' ny Afghan sy ny Anglisy ka nahazoan' i Afghanistan ny fahaleovantenany manoloana ny Fanjakana Mitambatra.
- 1948 - Fanapahan-kevitra faha-56 an'ny Firenena Mikambana momba ny raharaha Palestina (mba tsy hifanafika ny roa tonta mifandrafy ao Jerosalema ary tsy hifanao valifaty koa - Amin'ny sary ny saina Palestina tamin'izany fotoana izany).
- 1991 - Nanao fanonganam-panjakana ny filoha lefitra Sovietika Gennady Yanayev sy ny hafa mba haka ny fahefana ary nanagadra ny Filoha Mikhail Gorbachev.