Elbe
I Elbe dia ony any Eorôpa Afovoany izay miakatra any amin' ny Repoblika
Tsekia, mikoriana manerana an' i
Alemaina ary mikoriana mankany amin' ny Ranomasina Avaratra akaikin' i Cuxhaven.
1 091 km ny halavany. Ny tanàna lehibe andaovany dia i Dresden sy i Magdeburg ary i Hamburg.

